Dikan'ny teny : kolepaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina. - t.i.f.: Akolepaka, tafakolepaka ( mikolepaka, fikolepaka, mpikolepaka 1 ikolepahana, fikolepahana I mahakolepaka / kolepadepaka / mikolepadepaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel