Dikan'ny teny : kolonely

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, colonel) a.: Manamboninahitra ambony amin'ny tafika an-tanety sy a-na habakabaka, ambany manarakaraka ny Jeneraly ary ambony noho ny Lietnà Kolonely; mitovy fahamboniana amin'ny Capitaine de vaisseau amin'ny tafika andranomasina (jar, Grady). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel