Dikan'ny teny : koly

Hampiditra dikany vaovao
1 Kolikoly a: Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. • Vola omena mpiasam-panjakana ivelan'ny karamany mbahanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an'ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto. ¶ M. h.: Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. i t i, f : Kolikolena, akolikoly, voakolikoly / manakolikoly, fanakolikoly, mpanakolikoly / anolikolena, fanolikolena I mahakolikoly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel