Dikan'ny teny : komanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo lehibe mahatratra hatramin'ny 30 m ny halavany, fahita any amin'ny faritany avaratra andrefana ary amin'ny faritra manakaiky ny ranomasina. Ny komanga dia hazo misy poizina mahery amin'ny tenany manontolo, ary na dia ny fofona mivoaka avy amin' ny voniny aza — izay manitra fa mahery — dia malady mandray any an-doha ka mahajenjina, mampandoa ary mampandeha ran'orona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel