Dikan'ny teny : komby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Efi-pandrian'ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin'ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy. 1 Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy. - t.i.f.: Kombina, kombiana, akomby, voakomby, kinomby / mikomby, fikombY 1 1-kombiana, fikombiana I mahakomby f kombikomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel