Dikan'ny teny : konaina

Hampiditra dikany vaovao
1 Konainaina a: Fitaraindrainana toy ny an'ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana. - t.i.f.: Mikonaina, mikonainaina, fikonainaina, mpikonainaina / ikonainainana, fikonainainana 1 mahakonainaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel