Dikan'ny teny : konfesy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. confesse) a: (Fiv, kat.) Filazana ny fahotana amin'ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin'ilay tenin'i Kristy tamin'ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho voavela, ary izay hotananareo dia ho voatana"). - t.i.f.: Mikonfesy, fikonfesy, mpikonfesy 1 ikonfesena, fikonfesena 1 mampikonfesy I mahakonfesy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel