Dikan'ny teny : kongorevo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. congrève) a: Asa na hevitra natao amimpahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin'izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel