Dikan'ny teny : konjo

Hampiditra dikany vaovao
1 Konjokonjo p.t: Fetsy maranitra. ~ Kinga sy mailaka amin'ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny. ~ Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel