Dikan'ny teny : konka
1.
p.t: Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka. ¶ M.h.: Goga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Teny entina hilazana zavatra efa antitra sy efa Ela nitoerana,mitovy hevitra amin'ny hoe Goga Ahitsio
(23 andro lasa - Nampidirin'i ZavonaRakoto)

Hametraka hevitra
Midira aloha