Dikan'ny teny : konsily

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, concile) a,: Fivorlam-ben'ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny foto-pampianaran'ny eglizy (flv. kat.). Ireto avy ny Konsily lehibe faramparany: ny konsily tany Trente (1545-1563), izay nanorltra ny fihavaozan'ny eglizy romanina ankapobe manoloana ny protestantisma, ny konsily Vatikana I (1870), izay nanapaka fa tsy mety diso ny Papa raha mamplanatra momba ny flnoana, ary ny konsily Vatikana II (1962.-1965), izay nanapaka ny famplanaran'ny egllzy manoloana ny toe-tsaina amampandrosoana maoderina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel