Dikan'ny teny : kopahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kopaka) mt ih. (kopahy): Roahina amin'ny fanetsiketsehana zavatra eo akazky: Kopahy ny lalitra fa manorisory. ~ Asiana na o-mena rivotra amin'ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra ? Hofokofohina: Kopahin'ny akoho ny laoenona ka manditsoka ~ Antsoina amin'ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona at?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel