Dikan'ny teny : kopaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihefahefan'ny zavatra; fanetsiketsehan'ny vorona ny elany rehefamanidina; fivoha sy fihidin'ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin'ny rivotra; laffny mihodina amin'ny varavarana: Misy kopa-droa ny oaravaranay. - t.i.f.: Kopahina, akopaka, voakopaka, tafakopaka 1 mikopaka, fikopaka, mpikopaka 1 ikopahana, fikopahana 1 mahakopaka / kopakopaka. - F.-p.: Kopa-damba: hofa lamba iantsoana olona hanatona. / Kopa-droa: enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roamipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana. / Kopaka isasahana: enti-milaza firaisan-tetika hanao ratsy ka ny vokatra azo amin'izany ifampizarana. 1 Kopa-tsofina: ny soüm-biby miraviravy sady lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel