Dikan'ny teny : kopilapila

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kopilapilaka a: Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila. • h. i: Fihetska mampiseho hajejoan a eny am-pamindrana. 6 t.if.: Mikopilapila,fikopilapila, mpikopilapila / ikopilapilana, fikopilapilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel