Dikan'ny teny : korapahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (korapaka) mtih. (korapaho): Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanna ny raharaha korapahina. • Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel