Dikan'ny teny : korefaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (korefa) mt.ih, (korefao): Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain'ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel