Dikan'ny teny : koretehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (koretika) mt ih. (koreteho): Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin'ny ankizy ny entana tao an-trano. • Atao mirango-tsaka: A-za koretehina toy izao ny soratrao, anaka 0 Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel