Dikan'ny teny : koriana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fandehanana midi-na tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana. - t.i.f.: Korianana, akoriana, voakoriana, tafakoriana I manakoriana, fanakoriana, mpanakoriana / anakorianana, fanakorianana I mikoriana, fikoriana, mpikoriana I ikorianana, fikorianana / mahakonana / koriandriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel