Dikan'ny teny : korianana

Hampiditra dikany vaovao
1 (koriana) mt. ih, (koriano): Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan'ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra • Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel