Dikan'ny teny : korintsana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feon'ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina. ? Feo manenon'ny vilia na vera na vola madinika mifandona. - t.i.f.: Korintsanina, akorintsana, voakorintsana, tafakorintsana I manakorintsana, fanakorintsana, mpanakorintsana / anakorintsanana, fanakorintsanana I mikorintsana, fikorintsana, mpikorintsana 1 ikorintsanana, fikorintsanana 1 mahakorintsana 1 korintsandrintsana. Ahitsio
2 a: Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin'ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel