Dikan'ny teny : korisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. i t.i.f.: Korisaina, akorisa, voakorisa, tafakorisa I manakorisa, fanakorisa, mpanakoriss 1 anakorisana, fanakorisana / mikorisa, fikorisa, mpikorisa 1 ikorisana, fikorisana ( mahakorisa / korisarisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel