Dikan'ny teny : korobobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanaovana izay tsy hahela ny atao, fanadodonana, fanafainganana. 1 t.if: Koroboboina, akorobobo, voakorobobo, tafakorobobo I manakorobobo, fanakorobobo, mpanakorobobo J anakoroboboana, fanakoroboboana j mikorobobo, fikorobobo, mpikorobobo / ikoroboboana, fikoroboboana lmahakorobobo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel