Dikan'ny teny : korododoina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Korododosina (korododo) mt. ih. (korododoy na korododosy): Enjehina: Nokorododosin'ny polisy ny mpangalatra ka azo. • Enjehina mba handeha faingana, asainamandrifatra: Aza korododosina mafy !oatra ny soavaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel