Dikan'ny teny : korodona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Dobodoboka heno amin'ny firodorodon'ny andfam-biby manao diabe. • Fanosehana na fandroahana biby eo anoloana. i tif : Korodonina, voakorodona I manakorodona, fanakorodona, mpanakorodona / anakorodonana,fanakorodonana / mikorodona, fikorodona, mpikorodona ( ikorodonana, fikorodonana 1 mahakorodona I korodondrodona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel