Dikan'ny teny : korofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihetsiketsehana na fikopohana, ka mikoropadropaka be ihany ny tena toy ny vorona na ny biby azom-p andrika (mitovitovy amin'ny Kofoka). - t.i.f.: Korofoina, akorofoka, voakorofoka, tafakorofoka / manakorofoka, fanakorofoka, mpanakorofoka I anakorofohana, fanakorofohana I mikorofoka, fikorofoka, mpikorofoka / ikorofohana, fikorofohana I mahakorofoka Ikorofodrofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel