Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : korombina
Hampiditra dikany vaovao
1
(koromby) mt ih. (korombio): Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo. • Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel