Dikan'ny teny : koromby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandri-borona. • Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely, 1 Farafaxa mandeha azo aforitra na ahorona. Ahitsio
2 na Koromby a: Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mbahiaro azy. i t .L f: Korombhra, akoromby, voakoromby, tafakoromby I manakoromby, fanakoromby, mpanakoromby / anakorombiana, fanakorombiana 1 mikoromby, fikoromby, mpikoromby 1 ikorombiana, fikorombiana I mahakoromby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel