Dikan'ny teny : korongo

Hampiditra dikany vaovao
1 Jar. Kirongo. Ahitsio
2 na Kirongo a sy p.t.: Enti-milaza ny tandrok'omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana". 1 Mifanety sy mifanakaiky. i t. if.: Akorongo, voakorongo, tafakorongo 1 manakorongo, fanakorongo, mpanakorongo / anakorongoana, fanakorongoana / mikorongo, fikorongo, mpikorongo 1 ikorongoana, fikorongoana I mahakorongo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel