Dikan'ny teny : korontana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin'it? korontana ato an-trano? ~ Tabataba sy adiady mifanjevo: Misa, korontana lava ao amin'io tany io. - t.i.f: Korontanina, akorontana, voakorontana, tafakorontana / manakorontana, fanakorontana, mpanakorontana 1 anakorontanana, fanakorontanana 1 mikorontana, fikorontana, mpikorontana 1 ikorontanana, fikorontanana 1 mahakorontana / korontandrotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel