Dikan'ny teny : kororohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kororoka) mt. ih. (kororohy): Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy a! 1 h.o.: Haratsina, fosaina: Nokororohany tao amin'ny fivoriana tao Rakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel