Dikan'ny teny : kororoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanesorana ny akofa amin'ny vary amin'ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin'izay entin'ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina. ~ h.o.: 1) Ozona, fanozonana; 2) Fanaratsiana. - t.i.f.: Kororohina, akororoka, voakororoka 1 mikororoka, fikororoka, mpikororoka 1 ikororohana, fikororohana 1 mahakororoka / kororodroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel