Dikan'ny teny : kororosy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ankororosy a: Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra. ~ h.o.: Fionganana. - t.i.f.: Akororosy, voakororosy, tafakororosy 1 mikororosy, fikororosy, mpikororosy 1 ikororosiana, fikororosiana I mahakororosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel