Dikan'ny teny : korosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fibolisaran-javatra izay atosika tongotra. ~ ki.t: Korosina, akorosy, voakorosy, tafakorosy 1 manakorosy, fanakorosy, mpanakorosy 1 anakorosiana, fanakorosiana I mikorosy, fikorosy, mpikorosy 1 ikorosiana, fikorosiana I mahakorosy 1 korosirosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel