Dikan'ny teny : korotehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (korotika) mt. ih. (koroteho): Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko? ? Simbana tanteraka: Nokorotehin'ilay bibidia ny tarehiny. 1 Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin'iza àry it? kofehy it?? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel