Dikan'ny teny : korotika

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Rovitra, kotika, toa voakaikikaikitra be ihany: Korotiky ny nendra ny tarehiny. 6 tif: Korotehina, voakorotika, tafakorotika 1 manakorotika, fanakorotika, mpanakorotika I anakorotehana, fanakorotehana 1 mikorotika, fikorotika, mpikorotika I ikorotehana, fikorotehana 1 mahakorotika 1 korotidrotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel