Dikan'ny teny : kosehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kosika) mt ih. (koseho): Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio. •Kikisana: Koseho amin'ny antsipika ny ranomainty amin'ny latabatra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel