Dikan'ny teny : kosina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin'ny loto; fiarahana, fifankazarana amin'olona tsy mitovy saranga amin'ny tena. 1 t.if.: Akosina, voakosina, tafakosina 1 manakosina, fanakosina, mpanakosina 1 anakosehana, fanakosehana 1 mikosina, fikosina, mpikosina 1 ikosenana, fikosenana / mahakosina 1 kosinkosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel