Dikan'ny teny : kositra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandilorana hazo kely lava eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. 6 kif: Kosirina, akositra, voakositra I manakositra, fanakositra, mpanakositra 1 anakoserana, fanakoserana 1 mahakositra 1 kosikositra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel