Dikan'ny teny : kosoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin'ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. - t.i.f.: Kosohina, akosoka, voakosoka, kinosoka I manakosoka, fanakosoka, mpanakosoka / anakosohana, fanakosohana / mikosoka, fikosoka, mpikosoka / ikoaohana, fikosohana 1 mahakosoka I kosokosoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel