Dikan'ny teny : kotika

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) ci.: Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany. Ahitsio
2 a: Karazam-borona. Ahitsio
3 na Kotikotika p. t.: Ro-vitra sy potipotika, simba sr misafotofoto. ΒΆ M. h.: Rotika. - t.i.f.: Kotikotehhra, voakotikotika 1 manakotikotika, fanakotikotika, mpanakotikotika l anakotikotehana, fanakotikotehana 1 mikotikotika, fikotikotika, mpikotikotika 1 ikotikotehana, fikotikotehana I mahakotikotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel