Dikan'ny teny : kotrakotraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny feo na ny fiboiboikan'ny nahandro eo amin'ny fangotrahany. - t.i.f.: Kotrakotrahina, voakotrakotraka 1 mikotrakotraka 1 ikotrakotrahana, fikotrakotrahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel