Dikan'ny teny : kotrehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotrika) mt. ih. (kotre ho) : (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: A-tody folo no nokotrehin'Ikalamauo ka telo monja no foy. ~ Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon'ny olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel