Dikan'ny teny : kotro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin'ny felatanana na ny faladia no-ho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. * F.-p.: Be kotro maro holatra: teny enti-milaza ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an'ady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel