Dikan'ny teny : kotroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin'ny la-nitra rehe fa h o avy ny oran a: Matahotra kotroka (na kotrok'orana) izaitsizy ny zafikeliko. 1 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako. 1 Laza. 1 Fandrahoana ny sakafo ho masaka. i t. t f.: Kotrohina, akotroka, voakotroka, tafakotroka f mikotroka, fikotroka, mpikotroka I ikotrohana, fikotrohana 1 mahakotroka 1 kotrokotroka I mikotrokotroka / manakotrokotroka 1 makotroka 1 hakotroka. * F.-p.: Kotro-baratra: ny firefotry ny varatra. I Kotrok' orana: ny fipoakan'ny kotrobaratra mialoha ny iavian'ny orana. / Kotro-maina: poabaratra amin'ny andro migaingaina tsy misy orana akory; h.o.: enti-milaza koa ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany.l Kotroka an-tany: feo re avy amin'ny fifohan-drongony izay misy fantsona mandalo ao anatin'ny voatavo misy rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel