Dikan'ny teny : kotsana

Hampiditra dikany vaovao
1 Kotsaina (kotsa) mt. ih. (kotsao): Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain'ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel