Dikan'ny teny : kristaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cristal) a.: Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika. ~ 1 Vera vita amin'io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel