Dikan'ny teny : kristianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chrétien) a. sady p. t.: Enti-milaza olona manaraka ny fivavahana naorin'i Kristy ka vita batemy. • F.-p.: Kristianina alahady fa rnangalatra akoho alatsinainy: enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel