Dikan'ny teny : la

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Tsy fetezanahanao, tohitra. - t.i.f. : Lavina / voala, tafala / mandà, fandà, mpandà 1 andavana, fandavana / mandandà. - F.-p.: Mafy la: fatra-panohitramafy, mikiribibY rehefa mandà. Ahitsio
2 a.: Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin'ny gara a. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel