Dikan'ny teny : labatoara

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. l'abattoir) a.: Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin'ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel