Dikan'ny teny : labiera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la bière) a: Fisotro misy alkaola kely vita amin'ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel